51 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Nouveau message
H
Heri
Fa "Tsy very" aona moa?
Sa mbola ao anatin'ny "vanim-potoana mitady ny very"?
Tsetsatsetsa tsy aritra, eritreritra sendra nandalo.
Fa mahafinaritra na izany aza ilay fanainga, eritreritra ary fanantotosana.
Mankasitraka sy mankalaza

raHeri
R
RATSIMANDRESY Sylvia
Manao ahoana ô !
mankasitraka ny vitanao mikasika an'i Njakatina izay hankafiziko loatra. Mba te handre an izany hirany hoa mbola tia izany aho fa tsy haiko aiza no azahoana azy. Mila vonjy ê! misaotra mialoha.

Sylvia
R
rafamantanantsoa
dia miombin-kevitra aminao aho: tsara ny miray sy mivondrona!
A
andriamihamisoa
tsara ny mivondrona
L
Limbilo
Akory aby lireto?
AGNAY dia faly tokoa miditsa eto @ serasera antragnon-kala itony..........Mahavita ve aby e!
V
Voninjohary
Salama aby va?
Dia tena efa hita fa mandroso be ny agny antanana; tsa sahirana koa @ fifandraisana antarobia!

B
Bodo
Efa elaela tsy tonga nitsidika na dia tsy very aza. Manohana hatrany ary mankahery lalandava. BODO
M
ManAndafy
Misaotsa leka raLaza ah! Zao e ro mandava hoy agnay ahatagny atsimo.
Hafatra: fantatrareo ve i Bakoly Rajao?p)p)p)p)p)p)p)p)p)p)p)p)p)p)p)p)
R
RAKOTONDRAMASY P.
Fisaorana mitafotafo ho an'i Laza. Fifaliana lalandava ny mihaino sy mijery ny Gasy Tsy Very. Dia mirary soa ho anao sy ny fianakavianao, samy ho tahin' Andriamanitra.
R
Ravony
Mandalo tanà-misy havana dia mametraka dian-tongotra kely amin'izay mba fantany hoe nandalo teto ao fa tsy nahita olona..... ka dia hafatra fotsiny no apetraka hoe Mirary soa hatrany dia Bonne continuation.... LD