Manahoana daholo hianareo,
Tena mahafinaritra ny mihaino ilay teny isanandro.
Misaotra ny mpikarakara.
Alfred
Razaindraraoty
09-10-2006 20:23:00
Faly mahita ny fifakatiavan'ny mpiray tanindazana kristiana eiomenika.
Mira soa ho anareo.
crol
10-02-2005 16:13:00
manaono daolo, tsara le site.bravo
nous fetons bapteme océane, 1an à l'église de Vich, le 13 février 2005 à 10h15.puis repas canadien salle paroisse à Gland.tonga soa daolo
Johary
14-10-2004 10:30:00
Mahafinaritra tokoy ny mahita anabavy sy rahalahy ao amin'ny Tompo aty antany lavitra aty manao zavatra tahaka izao. Mahereza!
Razanamahefa Dieudon
16-09-2003 19:28:00
Misaotra fa tena tsara be ny site nataonareo, ahitana vaovao sy sary ary hevitra maro.
Mahefa
Manitra
12-09-2003 20:00:00
Mahafinaritra ary mahavelom-bolo ny mahita na dia alavitra aza ny mpanoratra, ny fandrosoana sy ny fahafoizana fotoana ny @ tranikala toy itony. Mahereza ary mahavità be.
Manitra
http://membres.lycos.fr/manitra/
MM
27-08-2003 21:48:00
Mahafinaritra ny mahita fa misy zava-baovao foana ato @ site isan'andro. Misaotra anao izay mazoto amin'izany ary mahavità be @ asan'i Tompo.
MM
Veke
22-08-2003 15:42:00
Miarahaba anareo amin'ny anaran'ny Tompo,
Mahafinaritra ny mahita ny vaovao maro samihafa momba ny fiangonana eto amin'ny Site. Hita fa mandroso ny asa atao ao anatin'ny fiangonana ary fitaovana fampirisihina koa ny fampitana vaovao. Misaotra sy mankasitraka ny mpikarakara ny Site ary samia ho tahin'ny Tompo isika rehetra.
Balita
21-08-2003 11:06:00
Miarahaba ny tsiairay,
Mba sendra mandalo dia mametraka teny fohy
Tsara ny site ary mahereza