429 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Nouveau message
Harizo
FELICITATIONS (pour les mariés):)

Miarahaba anareo roa noho izao fahavitan’ny raharahanareo izao, dia mahareta hatramin’ny farany, ho arahan-jazalahy sy zazavavy.
(ankizy niaraka nilalao t@ Rindra teo Ankorahotra). - Harizo, 25/09/05
pastre34@free.fr
REMERCIEMENTSp)

Bonjour

Je trouve toutes ses remarques très intéressantes et suis entièrement d’accord. - Bravo et merci.
pastre34@free.fr, 17/09/05
E. Randria
- MANKATELINA NY EZAKA:p

Mankasitraka sy mankatelina ny ezaka ataonanareo.
Tohizo hatrany izany ary dia mirary fankaherezana e. Ny Tompo anie homba anareo hatrany.p)
E. Randria, 16/09/05, Canada

Uff
VOS IDEES RECETTES:(

Merci pour vos idées recettes - Uff, 15/09/05
R. Richard
MAHALIANA TOKOAp)

:8Mahaliana tokoa ny site nataonao, ary dia fisaorana be dia be no atolotra anao amin’izany.

R. Richard, 15/09/05
Rabesata A.
MANKASITRAKA TOKOA E p)

Mankasitraka sy mankatelina tokoa ny trano-kala nataonao, vao avy nitsidika izany, Koa dia mirary fahombinàna sy fahasoavana ho an’ireo tarigetra maha Malagasy .
Rabesata A. - www.alimanakarabesata.fre.fr, 12/09/05
K.D.
JE VOUDRAIS APPRENDRE LA LANGUE MALGACHE:(

Je suis française mariée à un malgache. Nous partons en janvier pour Madagascar.
Je voudrais apprendre la langue malgache - K.D., 08/09/05
Johanne
J’AVAIS PRESQUE OUBLIE…:(

Je suis adoptée. Je suis très contente d’en être là , j’avais presque oublié l’hymne malgache. Merci -p)
Johanne, 03/09/05
Eric M.
PEUPLE EXTRAORDIANIRE : QUELLE LECON DE VIE !p)

Salama,

Que de souvenirs à MADAGASCAR : surtout énormément de rencontres. Mais surtout PEUPLE EXTRAORDINAIRE, QUELLE LEÇON DE VIE !

JE DÉSIRE APPRENDRE LE MALGACHE:)

VELOUMA - Eric M. 01/09/05
Randrianaridera Marc
FAHENDRENA : FIARAHA-MONINA MALAGASYp)

Misaotra mampatsiahy ny fahendrena eo amin’ny fiaraha-monina malagasy na mipetraka aty an-tany lavitra aza.:) -
Randrianaridera Marc, 31/08/05