Boky Volamena

   137 messages   
Vous devez saisir des informations valides
R
Rody
Misaotra ny Tompo fa nisokatra indray ny fahafahantsika mifanoratra eto!
Mirary antsika rehetra hanaraka ny "Herinandro Masina " n'aiza n'aiza misy antsika§ Mirhira anio alarobia @ 6 ora.
Samy ho tratry ny Pasaka Fandresena daholo e!
R
Rôdy
Faly indray fa afaka nanoratra eto.Mirary antsika rehetra hanaraka ny herinanandro Masina,mihira anio alarobia. Samy ho tratry ny Pasaka Fandresena daholo javascript:smilies('%20%20')javascript:smilies('%20%20')javascript:smilies('%20javascript:smilies('%20%20')%20')//javascript:smilies('%20%20')1
H
herihaja mianakavy
"ry malala;mangataka aho mba hambinina sy ho salama @zavatra rehetra ianao;tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany. 3jaona:2" miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2014 ary mirary soa ny AMTV.
M
mihajatiana ny aina
mahereza daholo @asan'ny tompo e!
T
tojo
Tahiny tompo daholo!
M
mihajatiana ny aina
faly miarahaba antsika rehetra @anaran'ny Tompo.nafinaritra ny fanatontosana ny clip d mampahery antsika rehetra @asa maro mbola mianadry e!!.dia samy ho tahin' ny Tompo daholy e!
T
Tatie Joelle
'The Lord will send a blessing on your barns and on everything you put your hand to.'Deut 28:8
Miarahaba antsika rehtra @ anaran'ny Tompo.Manentana antsika rehetra hifanome tanana @ ho enti-manana sy ny fikarakarana ny sakafon' ny fetin'ny taranaka ny Alahady faha-20 Oct.izao.Entanina ireo mbola tsy nahazo billets sakafomba haka ny anjarany(2 isan'olona,zfd idd,amin'zay voky tasara be)fa ny vola ho azo @io hetsiika io dia ho enti-manana amin'ireo asa marobe miandry.
Ho tanterahin?Andriamanitra amintsika sy ny ankohonantsika mandrakariva anie ny Fahasoavana, sy ny Fiadanana ary ny Fitahiana mba handroso hatrany amin?ny fahatsarana rehetra ka hahomby amin?izay atao.
Dia miaray soa é!
T
Tatie Ninah
Mirary ny fitantanan'i Tompo ny amtv hanefa ny iraka manomboka ny Sabotsy izao.
Izy homba anareo na mandroso na miverina.
Izahay moa tsy dia afaka mankaiza loatra fa dia aleo fa anjaranay mijanona rehetra ny mitondra am-bavaka.
N
Noelifenitra RASOLON
Faly ùmiarahaba antsika rehetra!Manentana antsika mba ho tonga @répétition ny Talata sy ny Alakamisy ary ny Alahady hariva ho fanomanana ny asa zay hataontsika any Talata Ampano sy Ranomafana ary ny eny Andrambato Itaosy. Aoka mba samy hitondra am-bavaka ny fahatanterahan'ireo asa ireo.Mahereza daholo e!
D
diadema tolotra
Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo. Hisaorana an'Andriamanitra ny fahavitan'ny asa tany amin'ny FJKM Mahereza ampangabe ny alahady lasa teo. Mampahery antsika amin'ny anaran'ny Tompo hatrany satria mbola be ireo asa mbola miandry antsika.