Boky Volamena

   137 messages   
Vous devez saisir des informations valides
AMTV
"Misaora amin'ny zavatra rehetra".Izany tenin'Andriamanitra izany indray no ho zaraiko aminao amin'ity andro anio ity. Teny izay mankahery, mamporisika ,tsy mampitanondrika ary indrindra tokony ampitombo ny finoantsika tsirairay avy. Raha tojo fifaliana ianao, tojo fahasahiranana samihafa(ara-bola, ara-pitiavana,arak'asa...), ary na dia tojo fahoriana aza (fahafatesana)dia izao no tsarovy fa mahasoa anao daholo ny zavatra rehetra ataon'ny Tompo eo amin'ny fiainanao. Misaora Azy ary aza mametra-panontaniana akory hoe "Fa maninona aho no dia nataonao tojo an'izao "zavatra" izao, fa matoa asian'Andriamanitra OLANA eo amin'ny fiainanao dia efa manana VAHAOLANA mialoha izy.Mivavaha ka aza mitsahatra, eny, na dia ianao mieritreritra tsy misy olana io aza.
Dieny mbola tsy maneno ny anjalisim-pifandaozana,
Mba omany ny fanahy ka tovony fanavaozana
Tsy fanaperana no eto fa ny any an-koatra no izy marina
Koa meteza sombin'aiko, mba meteza re ho anarina.
Dia ho an'ny Tompo irery ny voninahitra.
Razakaoelison Mino
Tsy afaka aho@ 31juillet ilay mandeha mankany Andramasina
;mazotoa @asan'ny javascript:smilies('%20%20')Tompo.
tojo beso
salama daholo zay f mandrapiahona d tahin'iTOMPO daholo mivory rariva an! mazto daholo e!
tojo beso
mbola manahoana daholo nareo e!manentana antsik rehetra mba ho tonga amin'ny repetition antsika tongava daholo fa miandry antsika ao ny asa napanaovin'i TOMPO antsika zay fa veloma ,daholo e!samy tahin'i TOMPO daholo
Famille Poty
Misaotra an'Andriamanitra lehibe izahay noho ny nahavitana ny batisan'i Fihobiana. Ny fahasoavan'Andriamanitra anie ho amintsika tsirairay avy.Misaotra antsika mpikambana rehetra ato @ AMTV koa nitondra am-bavaka ka nahatanteraka izany. Ary faly tokoa izahay mianakavy noho ny fanotronanareo AMTV, namana sy tapaka maro be t@ alahady lasa teo. Andriamanitra Ilay manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia antsika tsirairay. Dia mandra-pihaona indray. Aza adino ny mifampitondra am-bavaka @ lafiny rehetra indrindra fa amin'ny asan'Andriamanitra izay miandry antsika.
tojo
mbol manahoana daholo indray nareo e!zay fa mandrampiaona daholo e!
tojo beso
salama daholo!arahabaina tonton poty fa nahazo fahasoavana ny zazakely an! dia manao mandrapiahona indray e samy ho tahiny TOMPO daholo isik e!manentana antsika tsirairay avy mba ho tonga foana amin'ny repetition aza malaina amin'ny asan'i Tompo an
TITA
Arahabaina zany ry Tonton Poty mivady fa nahazo fahasoavana dia mirary ny fitahiana sy fiarovana ho an'i FIHOBIANA avy amin'ny Tompo, dia mirary soa ho anareo hatrany.
fenosoa valerie
inona no vaovao e! rahoviana ny CD no mivaoka e! zay fa tahiany tompo daholo e!
tojo beso
salama daholo e d mandrapiaona dray e